<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>L.M. Linderman</author>
<hymn_number>157</hymn_number>
<title>Hobio, ry tra-bonjy FFPM157</title>
<lyrics>[V1]
 Hobio, ry tra-bonjy,
 Fa indro ny Mpamonjy
 Miakatra indray ;
 Tsijonvy Izy any
 Mandray ny fanjakany
 Ao an-kavanan-dRay.

[V2]
 Ny hiran'ny anjely,
 Manako sy miely
 Arý an-danitra ;
 Injay, ry Ray Tsitoha,
 Miarahaba koa,
 Mandray ny Zanaka.

[V3]
 O, miaingà, ry foko,
 Fa aza mitoloko
 Atý an-tany izao ;
 Miandrandrà, jereo
 Ilay voahombo teo !
 Tsitoha Izy ao.

[V4]
 Naharitra ny mafy,
 Niady sy nihafy
 Ny Tomponao tatý !
 Tahafonao izany,
 Fa he ! ny fanjakany
 Miandry anao arý !</lyrics>
</song>